|
|
|
|

Teny iditra1  trafon-kena
Singan-teny  2  trafo, hena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] hena matrafotrafoka sy matavy eo an-doha soroky ny omby
Ohatra  5  samy omena potiny iray amin' iny trafonkena iny ny olona, dia samy homana ny azony. [2.245#]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny trafon-kena io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07