Teny iditra trano tomboka
Singan-teny trano ; tomboka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Trano vita amin' ny rantsan-kazo nofetaina sy nolalorina fotaka
Trano tsy misy rindrina, na misy fa iva kely foana, ka ny tafony mitombina amin' ny tany; [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01