|
|
|
|

Teny iditra1  trano tora-peta
Singan-teny  2  trano, toraka, feta
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  trano natao tamin' ny hazo norarina izay lalorina, atiny sy ivelany, amin' ny feta atoraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23