Teny iditra | trebotrebonamboa | |
Singan-teny | trebotrebo ; amboa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' ahitra fanao raokandro (Dichrocephala latifolia) [1.1] | |
Anarana siantifika | Dichrocephala latifolia | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |