Teny iditra | tsara fo | |
Singan-teny | tsara ; fo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny olona miramirana, tsy mba tezitezi-poana ary mora mamela ny hadisoan' ny sasany taminy [1.1] | |
Fivaditsoratra | fatsora, fosatra, safotra, tsara fo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |