|
|
|
|

Teny iditra 1  tsaratsara
Fototeny  2 tsara
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Ohatra  6  Raha handà mantsy ny tena, tokony hisy ny hevitra tsaratsara kokoa hasetry ny azy. [2.4#17]
7  Ny Opala dia naman' ny Agata, saingy tsaratsara kokoa; [1.38#1001]
8  Ny sisa tsy lany, hatao sakafo tsaratsara isan-Alahady. [2.499#79]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tsaratsara
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 satrasatra, tsaratsara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21