|
|
|
|

Teny iditra 1  tsikeraina
Fototeny  2 tsikera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hahatonga ny zavatra iray hisaratsaraka, tsy hifintina na hifitsaka: Tsikerao ireo mololo ireo hizahana izay peratrao very izay
9 (hevitra) Savasavaina amin' ny lafiny rehetra: Notsikerainy ny hevitr' ilay ohabolana hoe: Vivỳ nanitrika ka bongo mason' ny nahiny
10 Tanisanisaina ny kileman' olona iray: Notsikerain-dRasoa tamin' ny manodidina ny toetran' ny vadiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on critique [1.5]
Ohatra  12  Azo tsikeraina ambony ihany ve izany? [2.298#147]
13  Koa ny teny sy ny hevitra fonosiny ihany sisa no tena azo tsikeraina eto. [2.606#93]

Fivaditsoratra  14 itsikerana, tsikeraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26