|
|
|
|

Teny iditra 1  tsikera
Fototeny  2 kera
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 critique, analyse [1.13, 1.5]
Ohatra  21  Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo. [2.472#139]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tsikera

Fivaditsoratra  23 karitse, 24 retsika, 25 sekatry, 26 tsarike, 27 tserika, tsikera, 28 tsirake

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20