|
|
|
|

Teny iditra1  tsinay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] intestines, entrails
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] intestin, entrailles
Ohatra  6  Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina. [2.470]
7  dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona; [2.48]
Voambolana  8  Haiaina
Kamban-teny 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny tsinay io

Fivaditsoratra  27 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21