Teny iditra tsinay homana aty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona mifamely na mifanimba nefa mpihavana na mpisakaiza izao, olona mamely ny havana akaiky, ny iray tampo, ny ankohonana iraisana [1.1]
Singan-teny tsinay ; homana ; aty

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19