Teny iditra | 1 homana |
Fototeny | 2 hana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio 5 Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io 6 Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8] |
Ohatra |
9 Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny homana io |
Fivaditsoratra | 24 homana, manoha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |