| Teny iditra | 1 tsindriana |
| Fototeny | 2 tsindry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko
9 Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy 10 Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha 11 Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [1.1] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe tsindriana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|