|
|
|
|

Teny iditra1  tsindrio
Fototeny  2  tsindry
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsindriana
Ohatra  4  tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha [1.1]
5  tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [1.1]
6  tsindrio sy toneo ny fonao, Randrianaivo, hoy ny eritreriny anankiray, fa tsy manana elatra toy ireo tantely ireo hianao, ary ilay voninkazo mahafalifaly anao ary ambony lavitra, ka tsy azonao hatonina. [2.324]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny tsindrio io
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05