|
|
|
|

Teny iditra 1  tsininjo
Fototeny  2 tsinjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatsinjo, tsinjovina, jerena avy lavitra: Notsininjony foana ny ombiny sao mitondraka
8 Ampiana: Notsininjony ny reniny efa antitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 regardé en bas au loin
10 sur qui on a veillé [1.3#780]
Tovy hevitra  11 voatsinjo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22