|
|
|
|

Teny iditra1  voatsinjo
Fototeny  2  tsinjo
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#780] regardé en bas au loin
sur qui on a veillé
Ohatra  6  Anisany voatsinjo tamin' izany fa homena fanampiana avy amin' ny Fanjakana arakaraka ny fiorenany izay tombanana amin' ny alalan' ny fananany olom-boafidy amin' ny ambaratonga samihafa ny antoko politika. [4.27#2006/02/17]
Tovy hevitra  7  tsininjo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11