Teny iditra | 1 tsinjara |
Fototeny | 2 zara |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka 5 Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 action de détailler, de partager en lot [1.5#313] |
Ohatra |
7 Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany. [2.4#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/08 |