|
|
|
|

Teny iditra 1  tsinjovina
Fototeny  2 tsinjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!
9 Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu'on regarde en bas, au loin
11 figuré: sur qui on veille [1.3#780]
Ohatra  12  Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga. [2.445#]
13  Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina. [2.996]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21