Teny iditra tsinjovy (tsinjo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsinjovina [fitanisana]
Ohatra 
1Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erý an-dohasaha e! [1.1]
2Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31