|
|
|
|

Teny iditra1  tsinombina
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-balala [1.1]
Ohatra  5  raha ny tsinombina no ho omby
dia nofenoiko ny fahitray
raha ny tsimbolavola no ho vola
tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka
[2.131]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny tsinombina io

Fivaditsoratra  7  mibontsina, mibontsìna, tsinombina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31