Teny iditra | 1 tsiny amam-pondro |
Singan-teny | 2 tsiny, amana, fondro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Andriamanitra tsy azo omen-tsiny amam-pondro [2.285#159] 5 Aminy no iantefan' ny tsiny amam-pondro na dia tsy fidiny aminy aza ny fahakambotiany [2.470#78] 6 fa raha afaka izay tsiny amam-pondro, ny arahaba amin' izay hasina hatao, trarantitra, aza marofy hianao [2.654] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |