Teny iditra | 1 tsipi-mirahale |
Singan-teny | 2 tsipika, mira, hale |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 courbe isohyète [1.13] |
Voambolana |
6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 7 soritra mirahale |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |