|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsitsina
Fototeny  2 tsitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy lanilanina foana: Tsitsio tsara ny varinareo sao ho sahirana ianareo [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 10  tsitsina
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 [Merina] (probablement mis pour tsitsihina : sur quoi on prononce des imprécations, comme on le faisait pour les poisons d'épreuve). Crotalaria lanceolata E. Mey. (Fabaceae). Les graines sont toxiques. Elles ont causé des empoisonnements de volailles. [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21