|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsoraka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Mari-pijanonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian' ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po: Indrisy! mandalo tokoa izany taona! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Exclamation point [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  Point d'exclamation (grammaire) [1.5]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Mari-tsoratra

Teny iditra (2/3)8  tsoraka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Toetran' ny zavatra madinika sy marotsaka [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)13  tsoraka
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  16  (vient de tsontsoraka). Nom des bambous lianes qu'on utilisait à des fins mystiques, comme symbole de la solidité des liens familiaux. Par exemple Nastus madagascariensis A. Camus (Poaceae), généralement dénommé voloandotra (Betsimisaraka). [1.196]

Fivaditsoratra  17  koartsa, kosatra, rotsaka, satroka, sokatra, trosaka, tsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10