|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hitahita akory
Singan-teny  2  tsy ... akory, hitahita
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza fotoana niserana na nandalo dia nitrangan-javatra lehibe tsy nampoizina
Ohatra  5  Tsenakely amin' ny traoheva no niatombohany kanjo naniry ho azy tsy hitahita akory ny trano biriky mivody vato miisa ampolony. [2.470#125]
6  Niha-nisinda tsikelikely ny hafanana novimbinin'ny atoandro, nony nidify ilay fanilon'ny tany ka tsy hitahita akory dia nirotsaka ny fanala. [2.944#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07