|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsy akory
Singan-teny  2  tsy, akory
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fanamafisana bebe kokoa ny fandavana
Ohatra  5  Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [1.1]
Kamban-teny 
Lohateny  7  Tsy hitony tsy akory (Rabearivelo Jean-Joseph)

Teny iditra (2/2)8  tsy ... akory
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] not at all, by no means, on no account
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.8] pas du tout
13  [1.5] ne ... guère
Ohatra  14  tsy|akory misy iraisany tsy|akory. [2.285]
15  Hay tsy|akory matory tsy|akory ise! [2.499]
16  tsy|akory tahotra tsy|akory fa toetra. [2.5]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  19 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21