Teny iditra | tsy kamboty kely fa kamboty lehibe | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny zaza efa lehibe vao kamboty Ilazana ny olona mahalala ny lovantsofina navelan' ny razana [1.1] | |
Teny fotony | tsy, kamboty, kely, lehibe | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |
![]() |