Teny iditra tsy mahateny tsy mahavolana (tsy, teny, volana)
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra Nihanana tsy nahateny tsy nahavolana kosa I Lidy sy I Saonina [2.470]
Mpanahaka  tsy miteny tsy mivolana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31