Teny iditra tsy mahatsiaro tena (tsy, tsiaro, tena)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona torana na koa ny olona tsy mihevitra ny hajany fa mivarilavo amin' ny fitondran-tena ratsy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31