Teny iditra | 1 tsy mihambahamba |
Fototeny | 2 tsy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470] 5 Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [4.27] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |