Teny iditra tsy miroa fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony [1.1]
Ohatra Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany. [2.895]
Singan-teny miroa ; fo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17