|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vahatry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka, Tanosy] fankan-javamaniry
Ohatra  4  [2.347] lasa vahatry ny aina sy, rava fanantenana.
Tovy hevitra  5  vahany

Teny iditra (2/3)6  vahatry
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Taisaka] rohana, romatisma
Voambolana  9  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)10  vahatry
Sokajin-teny  11  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.147#26] [Betsimisaraka] aleo
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny vahatry io

Fivaditsoratra  14  havitra, hivatra, vahatry

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02