|
|
|
|

Teny iditra1  vahindanitra
Singan-teny  2  vahiny, lanitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3][vahin-danitra] la voie lactée
Voambolana  6  Haikintana

Fivaditsoratra  7 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21