|
|
|
|

Teny iditra1  vakim-baratra
Singan-teny  2  vakina, varatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] taitra ka kepoka foana, mitanaka foana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] foudroyé
surpris, terrifié, confondu
Ohatra  6  Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo [2.4]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny vakim-baratra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07