|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vakiteny
Singan-teny  2  vaky, teny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  reading [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  lecture [1.3#804, 1.8]
Ohatra  6  Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany. [2.643]
7  Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332]
8  Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  vaki-teny
Singan-teny  11  vaky, teny
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haiteny
Fanazavàna teny anglisy  14  a syllable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15  une syllabe [1.8]

Fivaditsoratra  16  vaki-teny, vakiteny, vaki-teny, vakiteny

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/03