Teny iditra (1/2) | 1 vakiteny |
Singan-teny | 2 vaky, teny |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 reading [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 lecture [1.3#804, 1.8] |
Ohatra |
6 Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany. [2.643] 7 Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332] 8 Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 vaki-teny |
Singan-teny | 11 vaky, teny |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 a syllable [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 une syllabe [1.8] |
Voambolana |
15 Haiteny |
Fivaditsoratra | 16 nitevika, tinevika, vaki-teny, vakiteny, nitevika, tinevika, vaki-teny, vakiteny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/03 |