|
|
|
|

Teny iditra1  valabalaka
Fototeny  2  valaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny frantsay  5  [duplicatif[ [1.3#804, 1.5]
Ohatra  6  Kamo dia ny tsy manana faharisihana hanao, fa valabalaka ny sainy na ny tenany. [2.285#]
7  Torimaso mahasodoka, fa ny eritreritra lasalasa, manonofinofy, ny tena valabalaka, mavesabesatra, tsembotsemboka. [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16