| Teny iditra | 1 valalabemandry |
| Singan-teny | 2valala, 3be, 4mandry |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Teny enti-milaza ny ankapobem-bahoaka, ny sarambabem-bahoaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[valala be mandry]
7the mass of the people, the public.
[1.2] 8the mass of common people. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9la masse du peuple.
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
10 Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana.
[2.470]
11 Ary ny valalabemandry ho main'ny hetaheta [2.996] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|