|
|
|
|

Teny iditra1  valavo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] voalavo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] rat
Ohatra  5  Tsika hila hafiaila avaratse any, hoy i piso noho giso noho valavo [2.606#99]
Voambolana  6  Haibiby: mampinono
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny valavo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08