|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vania
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  voa, valahana [Bara] [1.78]
5  valahana, andilana, lanivoa: Tambalañana a-moja paike am-bania (poketra an-tehezana afovato am-balahana) [Tanala] [1.78]
6  taola-maoja [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7  bassin [1.13]
Tovy hevitra  8  vaniaña

Teny iditra (2/3)9  vania
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  lava volo, tsy voaasa [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)12  vania
Sokajin-teny  13  anarana
Voambolana  14  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  15  vaniana, valahana, angatra (aretina) [Tambahoaka] [1.78]
16  aretim-bania, aretina mahazo ny ankasarotana [Taisaka] [1.78]
17  kolahy, aretim-balahana, voan-kena [Bara] [1.78]
18  blennorrhagie [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  19  añ' iva, avina, ivana, vania

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31