|
|
|
|

Teny iditra1  vantotrakoho
Singan-teny  2  vantotra, akoho
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny anglisy  5  a large chicken [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  poulet [1.3]
Ohatra  7  Hoy ny vantotr' akoho: Kely sisa tsy voafaokany izahay [2.69#242]
8  Tsy tapaka ny mandefa atody sy vantotrakoho ary vorona hamidy izy, isan-tsena. [2.332#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01