| Teny iditra | 1 varimbariana |
| Fototeny | 2 variana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
7 absorbed in something; distracted
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 distrait, absorbé
[1.8] |
| Ohatra |
9 varimbariana anefa Rabery tamin' ity tolakandro ity.
[2.499#]
10 Toraka izany koa izay tsy mampandry sofina fa varimbariana amin-javatra na mandefa eritreritra lasan-davitra. [2.285#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|