Teny iditra | 1 varo-droa |
Singan-teny | 2 varotra, roa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona roa samy mivarotra zavatra iray (ohatra trano iray izay karakaraina mpanera roa samy hafa) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] action de vendre encore ce qu'on a vendu, de promettre à l'un ce qu'on a promis à l'autre |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |