Teny iditra varotra an' elakela-trano
Singan-teny varotra ; elakelaka ; trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny [1.1]
Tovy hevitra varotra an-kobohobo

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23