Teny iditra | 1 vary asara |
Singan-teny | 2 vary, asara |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] vary ambolena amin' ny Zanvie (amin' ny tapany avaratra andrefana) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] dans l'ouest malgache, riz de saison des pluies 6 [1.196] (asara : mois des grandes pluies) riz avec repiquage en novembre / décembre et récolte en mai |
Voambolana |
7 Toe-karena: fambolena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |