Teny iditra (1/2) | 1 vatan' akondro |
Singan-teny | 2 vatana, akondro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Voambolana |
4 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
5 ilay taho ben' ny akondro mitondra ny tenany manontolo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Le faux tronc du Bananier [1.196] |
Ohatra |
7 Ary rehefa tafiditra ny vatanakondro sy ny fary, dia nirotsaka tao ampahibe; [2.59#] 8 ary nytenany nidaraboka tahaka ny vatanakondro: ny rà nitirifika sy nifantsitsitra hatraiza hatraiza ka nahakotsa ny tarehin-dRatsialainkery sy ny fitafiany. [2.587#] |
Teny iditra (2/2) | 9 vatan' akondro |
Singan-teny | 10 vatana, akondro |
Sokajin-teny | 11 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
12 Figuré: sans goût, insipide [1.196] |
Fivaditsoratra | 13 vatan' akondro, voantandroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/11 |