Teny iditra | 1 vatomizana |
Singan-teny | 2 vato, mizana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a weight used on a scale [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 poids de balance [1.8] 7 masse marquée [1.13] |
Ohatra |
8 Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany [2.508#] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny vatomizana io |
Lahatsoratra |
10 Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |