Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : vatomizana
|
|
|
Ohabolana 1 | Nahoana aho no teren-doza roa hoatry ny venty latsaka erany? ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry. [2.415 #2636]
Nahoana aho no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato-mizana hanindry, ny akotry hanindry ? [2.653]
Nahoana re no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry? [2.558]
|
Dikanteny frantsay | Pourquoi suis-je accablé par deux malheurs, comme une pièce de quatre-vingts centimes moins la soixante-douzième partie de la piastre? j' ai à porter le poids de la balance et celui des grains de riz. [2.415 #2636]
|
Fanazavana frantsay | Se disait d' un double malheur. [2.415 #2636]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|