|
|
|
|

Teny iditra1  vaventy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Anarana :
4  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5  Lehibe: Olom-baventy
6  Be vatana, mivongavonga, makadiry: Olona vaventy tokoa izay niresaka taminay izay!
7  Bakatraka: Vaventy fahana ity lamba ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  great, large; eminent, honorable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  corpulent, gros, qui a de belles proportions, une grande dimension
10  figuré: les puissants, les grands, les riches, les principaux [1.3]
11  grand, éminent, honorable [1.8]
Ohatra  12  Mitopatopa ny onja vaventy [2.471]
13  Trano vaventy sy lavabe no tazany [2.470]
Haiendriteny 
14  Tsotra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny vaventy io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16