|
|
|
|

Teny iditra 1  vazivazina
Fototeny  2 vazivazy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra
9 Esoina, harabina: Tandremo! tsy azonao vazivazina aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be teased, to be annoyed; to be mocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on taquine, de qui on se moque [1.8]
Ohatra  12  ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra [2.131]
13  Tsy azo vazivazina mihitsy, fa saiky tafandriana teto izahay, tamin' izay [2.471#53]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 Ny zazavavy, vazivazina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21