|
|
|
|

Teny iditra1  velezo ny vy dieny mafana
Singan-teny  2  velezo, -ny, vy, dieny, mafana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] hararaoty ny fotoana tsara hanaovan-javatra
Ohatra  5  Velezo ny vy dia ny mbola mafana (Battez le fer quand il est chaud) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07